JIRAMA MORONDAVA : TSISY MISY JIRO FA LANY SOLIKA

Posted by - janvier 24, 2024

πŸ“Œ Tapaka nanomboka androany Alarobia 24 Janoary 2024 sahabo tamin’ny 03  ora Tolak’andro teo  ny Jiro manerana ny tananan’i Morondava nohon’ny tsy fisian’ny solika ary mbola tsy fantatra ny hiverenan’ny jiro,  fa kosa  ny rano dia mandeha tsara toy ny andavan’andro ihany. πŸ“Œ Fantatra fa efa miezaka mitady vahaolana ihany ireo tomponandraikitra rehetra eto Morondava