Gaza : Tafakatra 7000 ireo olona maty voadarok’Israely

Posted by - novembre 9, 2023

Taorian’ny fanafihana nataon’ny vondrona palestiniaina Hamas, nahafatesana Israelianina mihoatra ny 270, ary olona voatazona an-keriny mihoatra ny 200, dia namaly bontana ny Israelianina, ka daroka baomba variraraka tao amin’ny faritra Gaza no nanehoan’izy ireo ny heriny.   Tsy mety ahitana vahaolana mihitsy moa ity adi-tany sy fiandrihanana any Palestine sy Israely ity. Lazain’i Israely fa