HIRAGASY : TAFIDITRA HO HAREM-BAKOKA ANY AMIN’NY UNESCO

Posted by - décembre 6, 2023

Tafiditra amin’ny fomba ofisialy ao anaty lisitry ny harem-bakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona nanomboka ny 5 desambra 2023 alina ny Hiragasy. Ity no kolontsaina manandratra ny maha malagasy faharoa tafiditra ao anatin’io lisitra io tato anatin’ny 5 taona.   Nandritra ny fivorian’ny Komity faratampony mandinika sy mamoaka ny lisitra vaovaon’ny harembakoka ara-tsain’ny zanak’olombelona izay atao any Botswana