AMBILOBE : HANANGANA FONJA VAOVAO NY FANJAKANA. NIJERY NY FIAINAN’NY VOAFONJA NY MPITAHIRY NY TOMBOKASEM-PANJAKANA, MINISITRY NY FITSARANA.

Posted by - novembre 10, 2023

Zoma faha-10 Novambra 2023, nijery ny zavatra iainan’ny voafonja eto Ambilobe ny Mpitahiry ny Fitombokasem-panjakana, Minisitry ny Fitsarana RANDRIAMANANTENASOA Landy Mbolatiana. Nandritra izany no nahafantarana fa folo no isan’ny voafonja eto ka Vehivavy ny efatra ary lehilahy ny folo. Izy ireo dia efa voatsara ary manefa sazy avokoa.   Hanangana Fonja vaovao eto Ambilobe ny