Itompokolahy MANAMPY Gaspar | Natao veloma farany
📌Androany ny nanaovana veloma farany ny nofo mangatsika ilay Miaramila Kilasy faha-2 MANAMPY Gaspar miaramila lavon’ny balan’ny Dahalo tany amin’ny Fokontany Ambonarabemahasoa kaominin’i Betagnatagna Distrikan’i Maintirano Faritra Melaky. 📌Tsara ho marina moa dia tamin’ny Zoma faha 2 Volana Febroary teo , Omby Miisa 50 mahery lasan’ireo Dahalo 30 mahery mitondra basy . Vao naheno