FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana
FARITRA FITOVINAGNY : Manomboka ny fanamboaran-dalana Mendrika hisitraka fotodrafitrasa avokoa ny toerana rehetra ary ny fahavitan’ny lalana dia manampy betsaka amin’ny fifamezivezeana sy ny fifamoivoizana. Manomboka ny fanamboaran-dalana mampitohy fokontany maro ao Manakara, izay hiantsorohan’ny Projet PIC3 Lalana pavé ao AMBILA Lalana pavé ao ANOSIALA Mankasitraka ny fitondrampanjakana mahefa amin’ny asa sy