CSB2 Antsinanantsena antsirabe | Nisy firehetana

Posted by - fΓ©vrier 8, 2024

πŸ“Œ Nisy firehetana tao amin’ny efitrano fitehirizam_bakisiny tao amin’ny CSB2 Antsinanantsena Antsirabe tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo, may avokoa ny fitehirizam_nakisiny rehetra sy nyy fitaovana tao amin’ny birao araka ny fanazavana netin’i mΓ©decin Inspecteur Lalao RASANDRATANA Tonga ara_potoana kosa ireo mpamonjy voina avy eo anovon’ny commune Ambonivohitra Antsirabe ary nalaky voafehy ny afo Mbola