TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA

Posted by - janvier 22, 2024

21 JANOARY 2024: TRANGA FAKANA AN-KERINY ZAZA VARIRA TANY AMIN’NY DISTRIKAN’I TSIROANOMANDIDY πŸ“Œ Araka ny fampitam-baovao voaray ato amin’ny Fikambanana Albinos Madagascar amin’izao Ora sy fotoana izao dia nitrangΓ na fakana an-keriny Zaza Varira any amin’ny « CommuneΒ Β» TSINJOARIVO IMANGA, Fokontany TSINJOARIVO IMANGA ihany,Distrikan’ny TSIROANOMANDIDY, Faritra BONGOLAVA, ny misasak’alina (00h30) Ifoha Alatsinainy 22 Janoary 2024. πŸ“Œ Zazalahy