FAMPANDROSOANA ENY AMIN’ NY TONTOLO AMBANIVOHITRA.

Posted by - janvier 18, 2024

πŸ“Œ Notanterahintsika tao amin’ ny kaominina ambanivohitry Soamagnova distrikan’ i Vangaindrano ny fizarana sy fanolorana zana- trondro, ny Β Β» broyeur sy palettiseurΒ Β» izay fanamboarana provandy hatao sakafony, ary ny karatry ny mpiompy trondro, ka zana- trondro novokarin’ ny Koperativa FANIRISOA ao Soamagnova miisa 5000 no nozaraina tamin’ ireo mpiompy trondro manao fanitarana, ary mpiompy trondro

FAMARANANA LALAO BAOLINA KITRA KOPY AOMBY TAO VOHITRAMBO

Posted by - janvier 14, 2024

Tontosantsika ny faha 27 DΓ©cembre 2023 lasa teo ny lalao famaranana ho an’ny Kopy aomby vositry matavy be ho an’ ny 8 kaominina avara- drano distrikan’ i Vangaindrano ka ny kaominina Tsiantely no nibata ny Omby matavy raha nandresy ny Kaominin’ i Fonilaza tamin’ny isa 1 noho 0 i Tsiately, fa teo amin’ny laharana faha

FIHAONANA TETO AMIN’ NY ONIVERSITE

Posted by - janvier 11, 2024

Nihaona tamin’ ny mpianatra teto amin’ ny Oniversite n’ i Farafangana ireo solontena avy amin’ ny Minisiteran ‘ ny Fahasalamam – bahoaka Ramatoa RABENANDRASANA Joliharisoa Β Β» Directeur des Instituts de Formation des ParamΓ©dicauxΒ Β» ( DIFP ), sy Ramatoa RASOANAIVO Tianamalala Oliva Β Β» Chef de division Γ  la Formation InitialeΒ Β» ( ET/ DIFP ).   Antony

Fikambanana TAHIO GN’ATEGNA | TOURNOI FOOT-BALL COUPE AOMBY MATAVY

Posted by - janvier 8, 2024

𝐅𝐀𝐑𝐀𝐅𝐀𝐍𝐆𝐀𝐍𝐀 π™πŽπŒπ€ πŸŽπŸ“ -𝟎𝟏-πŸπŸŽπŸπŸ’ | π…π’π€πšπ¦π›πšπ§πšπ§πš π“π€π‡πˆπŽ 𝐆𝐍’𝐀𝐓𝐄𝐆𝐍𝐀 | π“πŽπ”π‘ππŽπˆ π…πŽπŽπ“-𝐁𝐀𝐋𝐋 π‚πŽπ”ππ„ π€πŽπŒππ˜ πŒπ€π“π€π•π˜ 𝐌𝐒𝐒𝐬𝐚 πŸ“ 𝐍𝐚𝐧𝐝𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐧’𝐒𝐫𝐞𝐨 π…π¨π€π¨π§π­πšπ§π² πŸπŸ’ 𝐚𝐧𝐣𝐚𝐫𝐚 .   Nifarana androany izany ka nifanandrina tamizany ny Fokontany ANDRANOMAKOKO # Fokontany MAHATSARA Atsimo. Ny Fokontany ANDRANOMAKOKO no nibata ny fandresena tamin’ny isa 1 no 0 nandritra ny fe-potoana ara-dalana. Mazava hoazy fa izy