Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana

Posted by - janvier 29, 2024

πŸ“Œ Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsarΓ na ny carreaux itoeran’ny seza.   πŸ“Œ Izany no asa nosafidin’ny Kristianina hatao,amin’izao fanaovana ny hetsika « PΓ΄ketra misokatra andiany fahateloΒ Β».   πŸ“Œ Nitondra ny anjara biriky amin’izany ny Antoko Hiarak’Isika eto Toamasina izay notarihin’Atoa Tovoniaiko Arnault ka nanolotra simenitra 15 lasaka androany.  

DREDD Atsinanana: Tratra ny tanjona tamin’ny hetsika fambolen-kazo izay natao omaly 26 janoary 2024.

Posted by - janvier 27, 2024

Zana-kazo 27 500 isa ,no novolena tamina velaran-tany 27 ha ,tanatin’ny Distrika dimy taty amin’ny faritra Atsinanana.   Amboditafana, Fkt Ambalatenina, CR Anivorano Est, Brickaville Andranovola, Fkt Ambalatenina, CR Amboditavolo, Vatomandry Amparafana, Fkt Tandroroho, CU Mahanoro Ambodivandrika, CR Antanambao Manampontsy Ambohimandroso, Fkt Maromitety, CR Androrangavola, Marolambo. Maro ny olona tonga nandray anjara tamin’izany satria nahomby

Toamasina: Nahatratra Mpangalatra Tuc-tuc sy mpampiasa CIN Sandoka ny Zandary

Posted by - janvier 26, 2024

  Ny Alatsinainy 22 Janoary 2024 no naharay antso avy amin’olona tsara sitra-po ny Zandary a fa misy Tuc2 iray navealan’olona roalahy tsy fantatra ao Maromagniry – Fkt TANANDAVA – Kamoninina Ambanivohitr’i Toamasina .   Efa nanomboka maraina be tokony tamin’ny 05 Ora sy sasany no efa TΓ©o Io tuc-tuc io ary efa tokony tamin’ny

Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana| Miady mafy amin’ny tsy fandriam-pahalemana

Posted by - janvier 24, 2024

πŸ“Œ Toamasina: Manohy ny fanatanterahana ny paik’ady ho fametrahana ny Fandriam-pahalemana maharitra ny PΓ΄lisim-pirenena,araka ny baiko hentitra avy amin’ny Talem-paritry ny Filaminam-bahoaka Atsinanana. πŸ“Œ Nahitam-bokany ny hetsika manokana izay nataon’ireo PΓ΄lisy avy ao amin’ny Commissariat Central Toamasina, ka olona fito no voasambotra. πŸ“Œ Ny 6 amin’izy ireo dia nanao herisetra miharo fanendahana sy sinto-mahery tao

Toamasina | Ady tany ao Ambalamanasy Carreaux 2

Posted by - janvier 24, 2024

OLANA ARA-TANY: Anisan’ny vaovao nahoraka ny herinandro lasa teo ny raharaha ady tany ao Ambalamanasy Carreaux 2,izay ifanolanan’ny olona maromaro sy ny Tompon’ny Tany dia ireo mpandova..   πŸ“Œ Tany mirefy 53 hekitara ,miisa 50 ny mpandova fa olona telo no nahazo alalana ( Procuration) hikarakara ny raharaha mahakasika an’io tany io arakan’ny tapaky ny