ANDROY : Ahiana no hisian’ny kere

Posted by - fΓ©vrier 3, 2024

 Tao anatin’ny andro maromaro izay dia mahazo vahana ny TIOMENA izay rivotra mifofofo miaraka amin’ny fasika izay manototra ny lalana sy ny fambolena ao Androy ka ahiana ny hisian’ny KERE hoy ireo mponina raha mitoy izao satria dia ho simban’ny TIOMENA avokoa ny fambolena amin’izao moa dia 1200 Ariary ny iray Kapoaka amin’ny vary raha