CR ANTETEZAMBARO: Nanao fidinana ifotony tamina fokotany enina ny Ben’ny Tanana Randriamihaja Jeannot Désiré

Posted by - février 4, 2024

CR ANTETEZAMBARO: Nanao fidinana ifotony tamina fokotany enina ny Ben’ny Tanana Randriamihaja Jeannot Désiré ny herinandro lasa teo.   Anisan’ireo Kaominina nahazo tombotsoa tamin’ny fisian’ireo tetik’asam-panjakàna ny Kaominina Antetezambaro,Distrikan’ny Toamasina II.   Ny herinandro teo no natao ny fizarana kara-tany faobe, ka vahoaka miisa 1276 no nisitraka izany tamina fokotany miisa 6.(Ambodisatrana,Sahanta, Vohitrandiana,Ampasina ,Marotanindrazana,Antanetilava). Mbola