Boriziny – Sofia [AKON’NY FANOKAFANA NY TAOM-PAMBOLEN-KAZO 2024

Posted by - janvier 27, 2024

  Toeram-pambolena zanakazo 1 hektara no nanokafana ny taom-bolen-kazo 2024 ato amin’ny Disitrikan’i Boriziny omaly zoma 26 janoary. Miisa 1 500 ireo zanakazo novolena tao Anjiamanera kaominina Port-BergΓ© II.   Nandray anjara tamin’izany avokoa ny sampan-draharaha sy irro tompon’andraikitra isany notarihan’ny Lehiben’ny Disitrika Todivelo Cyrille. Aorian’izao dia samy hanao hetsika avokoa ny sampan-draharaha, ny fikambanana,..