FARITRA MENABE TAO MIANDRIVAZO NO NANOKAFANA NY FAMBOLEN-KAZO

Posted by - janvier 27, 2024

Tao amin’ny fokotany Betalatala kaominina ambanivohitry Andranomainty distrikan’ny Miandrivazo no nanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fambolen-kazo ho an’ny faritra ka velara_tany 25Ha no novolena zana-kazo 28.000 isa, nitarika ny hetsika moa ny talem-paritry ny tontolo iainana ny faritra Menabe notronon’ny Governoran’ny faritra Menabe sy ny solombavambahoakan’ny Miandrivazo ary ireo hery velona rehetra tao Miandrivazo izay