Association Soa Ambohimangakely

Posted by - décembre 14, 2023

➡️ Toy ny isan-taona dia mitohy hatrany ny fiaraha-miasa eo amin’ny Commune Ambohimangakely sy ny Association Soa Ambohimangakely Indrindra amin’izao fotoana ankatoky ny Noely izao.    Hafaliana no taratra teny amin’ny endrik’ireo vehivavy, renim-pianakaviana avy ao amin’ny vakim-paritra Ampasika sy Ambaniala nody niaraka tamin’ny Panier garni , nahitana ( vary, siramamy, savony, labozia, menaka …)