BELO TSIRIBIHY | VOKATRY NY FAKANA ANKERINY MISESISESY DIA HAKATONA NY SEKOLY.

Posted by - janvier 14, 2024

Nanapa-kevitra ny talen-tsekoly rehetra manomboka amin’ny EPP hatramin’ny LycΓ©e ao Antsiraraky, Belo tsiribihy na miankina na tsy miankina fa hanakatona tranon-tsekoly manomboka rahampitso alatsinainy 15 janoary hatramin’ny fotoana tsy mbola voafaritra manoloana ny fampihorohoroana fakana ankeriny miantefa amin’ny ain’ny mpampianatra   Ny antony dia noho ny fisian’ny Kidnapping tao Antsiraraky, Belo Tsiribihy, ka mpianatra mianadahy