CSB2 Antsinanantsena antsirabe | Nisy firehetana

Posted by - février 8, 2024

📌 Nisy firehetana tao amin’ny efitrano fitehirizam_bakisiny tao amin’ny CSB2 Antsinanantsena Antsirabe tokony ho tamin’ny 6ora maraina teo, may avokoa ny fitehirizam_nakisiny rehetra sy nyy fitaovana tao amin’ny birao araka ny fanazavana netin’i médecin Inspecteur Lalao RASANDRATANA Tonga ara_potoana kosa ireo mpamonjy voina avy eo anovon’ny commune Ambonivohitra Antsirabe ary nalaky voafehy ny afo Mbola

𝐋𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐢 𝐯𝐚𝐤𝐢𝐧𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚

Posted by - janvier 16, 2024

𝐋𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐚𝐧𝐭𝐚𝐦𝐩𝐨𝐭𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚’𝐢 𝐯𝐚𝐤𝐢𝐧𝐚𝐤𝐚𝐫𝐚𝐭𝐫𝐚 | 𝐌𝐢𝐡𝐚𝐫𝐚𝐭𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐦𝐢𝐡𝐚𝐬𝐢𝐦𝐛𝐚   Mitombo ihany ny faharatsiana Ary mampitaraina ny mpampiasa ny lalana ,   Toy ity eto amin’ny zaodahy ity Zao, mandalo eto avokoa ireo fiara fitanteram_mbahoaka mampitohy ny renibohitra kanefa dia toy izao ny fahasimbana eto.   Manaitra ny tompon’andraikaka   Nangonin’i Hanitra – Antsirabe