SADABE  | ILAY TANANA MIANOKA AO ANATIN’NY TONTOLO IAINANA MADIO

310 0

Ny Kaominina SADABE, dia iray amin’ireo Kaominina ato anatin’ny Distrikan’i Manjakandriana, eto anivon’ny Faritra Analamanga.

Ankoatr’ilay tetik’asa lehibe, dia ilay lalam-be miala eto Antananarivo, mihazo an’i Toamasina Renivohitr’i Betsimisaraka, izay tsy lavitry ny tananan’i Sadabe dia manana ny mampiavaka azy ity tanana mianoka tanteraka ao anatry natiora madio sy milamina ity.

Raha araka ny fanazavana nomen’Andriamatoa ANDRIANASOLO Martin isan’ireo tompon-tanindrazana, ary iray amin’ireo taranaky ny olona voalohandohany tety,  dia zanak’Andriambe no Mponina eto Sadabe, ary mifamatotra tanteraka amin’ny tantaran’Andrianamponimerina.

Mpiompy sy mpamboly ny vahoaka ato anatin’ity Kaominina ity, kanefa maro ihany koa ny mivelona amin’ny asan-tanana izay efa lova nolovaina avy amin’ireo Ray aman-dreny izay efa nialoha lalana.

Mahay mifanampy sy miray hina ny Razantsika tety hoy RASOARAINIMANDIMBY Herverd, ka tokony hotohizan’ireo taranaka mifandimby aty aoriana izany.

Nangonin’Lay Mahitsy

Related Post

𝑭𝙀𝑺𝙏𝑰𝙑𝑨𝙇 𝘽𝑶𝙏𝑹𝙔 𝘽𝑬𝙇𝑶 𝑺𝙐𝑹 𝑴𝙀𝑹, 𝙉𝑰𝙎𝑨𝙊𝑻𝙍𝑨 𝑵𝙔 𝙈𝑷𝙄𝑲𝘼𝑹𝘼𝑲𝘼𝑹𝘼 𝙉𝒀 𝑻𝘼𝑳𝙀𝑴-𝑷𝘼𝑹𝙄𝑻𝙍𝒀 𝑵𝙔 𝙁𝑰𝙕𝑨𝙃𝑨𝙉-𝙏𝑨𝙉𝒀 𝑺𝙔 𝘼𝑺𝘼 𝙏𝑨𝙉𝑨𝙉𝑨 𝑴𝙀𝑵𝘼𝑩𝙀

Posted by - novembre 2, 2024 0
𝑽𝒆𝒍𝒐𝒎-𝒑𝒊𝒔𝒂𝒐𝒓𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑽𝒐𝒏𝒅𝒓𝒐𝒏𝒂 𝑲𝑰𝑴𝑶𝑵𝒀 𝑹𝑬𝑺𝑶𝑹𝑻 𝒏𝒚 𝒕𝒂𝒍𝒆𝒎𝒑𝒂𝒓𝒊𝒕𝒓𝒚 𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒛𝒂𝒉𝒂𝒏-𝒕𝒂𝒏𝒚 𝒔𝒚 𝒏𝒚 𝒂𝒔𝒂-𝒕𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒂𝒕𝒐 𝑴𝒆𝒏𝒂𝒃𝒆 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒊𝒂𝒎𝒂𝒕𝒐𝒂 𝑹𝒂𝒌𝒐𝒕𝒐𝒛𝒂𝒇𝒊𝒎𝒂𝒏𝒂𝒕𝒔𝒐𝒂 𝑻𝒐𝒗𝒐𝒉𝒆𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒏𝒚 𝑵𝒐𝒎𝒆𝒏𝒋𝒂𝒏𝒂𝒉𝒂𝒓𝒚  𝒕𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒌𝒂𝒓𝒂𝒌𝒂𝒓𝒂𝒏𝒂…

𝗘𝗩𝗘𝗥𝗘𝗦𝗧 : 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗙𝗔𝗛𝗢𝗙𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬

Posted by - mai 26, 2026 0
Tafapetraka eny an-tampon’ny tendrombohitra Everest, avo indrindra eran-tany, ny sainam-pirenena Malagasy, vokatry ny ezaka sy fahavononan’ny fianakaviana malagasy #Bouka. Zava-bita…

𝐍𝐢𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐟𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐍𝐢𝐠𝐞𝐫 𝐢 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟑, 𝐡𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐜𝐫𝐨𝐧 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚

Posted by - novembre 15, 2024 0
𝐍𝐢𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐞𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐧𝐚𝐟𝐢𝐤𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐍𝐢𝐠𝐞𝐫 𝐢 𝐅𝐫𝐚𝐧𝐭𝐬𝐚 𝐭𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟑, 𝐡𝐨𝐲 𝐧𝐲 𝐢𝐫𝐚𝐤𝐚 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐤𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐜𝐫𝐨𝐧 𝐚𝐧𝐲 𝐀𝐟𝐫𝐢𝐤𝐚 Nohavaozina taminy 11/14/2024 amin’ny…