Andry niankinan`ny mponina teo anivon`ny fiarahamonina tao Ambodiamotana Kianga distrikan`i Mandritsara i Tompokolahy, RAMANDANONA Bรฉni Victor dit VELONAMBO, teraka tamin`ny 3 martsa 1930, nodimandry tamin`ny 12 oktobra 2024. Tsy navelan`ny mponina tao Kianga raraka an-tany ny ezaka nataony fahiny tamin`ny fanompoana Tanindrazana ary indrindra ny fampivoarana ny tanana fiaviana. Vonona izy ireo hanohy ny fahaizany mikolokolo sy hankamamy ny fihavanana nohamafisiby hatrizay. Isany tantara mipetraka ao Ambodiamotana Kianga ny fametrahany fotodrafitrasa maro (Sekoky, Hopitaly, tetezana, pompin-drano) Tamboninahitra no nandraisan`ny mponina tao anatin`ny kaominina ny nofomangatsiakany tamin`ny herinandro lasa teo ka vita ratsy ny fandevenana azy izay notronin`ny sokajin`olona maro tamin`ny sabotsy 19 oktobra teo.
Nandalo dingana maro izy teo amin`ny fiainany, isan`ny olona manam-pahazaina. Avy nianatra tao amin`ny Epp ambaraipaika, รฉcole rรฉgional Analalava, Institut des hautes รฉtudes d` outre-mer France, Etude Cryptologie de chiffre France.
Diplaoma : CESD, Brevet d`etude de l’รฉcole le mure de Vulaire, IHEOM France, Certificat de Chiffreur de Conception France, Certificat de Stage de qualification IHEOM.
๐๐ฌ๐๐ฆ-๐ฉ๐๐ง๐ฃ๐๐ค๐๐ง๐ ๐ง๐๐ญ๐๐จ๐ง๐ฒ : 24 oktobra 1954, mpandika teny. 1 er Promotion tao amin`ny IHEOM France 1958 -1960. Administrateur Civile de Classe Exceptionnelle, nisotro ronono ny 6 aogositra 1993. Avy Mpitantsoratra teo anivon`ny Prezidansa tamin`ny fitondran`ny Filoha Tsiranana Philibert, avy Chef secteur Mandritsara. Voalohany Tale nitantana ny firaiketan`isa ary nitana ny tsiambaratelon`ny governemanta Malagasy tamin`ny fitondran`ny Filoha Philibert Tsiranana. Chancelier ambassade Madagascar Madagascar Paris France, Nampiofana mpiasam-panjakana ambony tao amin`ny Minisiteran`ny Asam-panjakana. Chef de Service provinciale de contrรดle et de tutelle de Collectivitรฉ dรฉcentralisรฉ de Mahajanga, Chef de Service de travaux exรฉcutรฉ Province Mahajanga, chef de service Provincial de l’administration territoriale et du cebtre d’immatriculateur Mahajanga.
Amin`ny maha administratera sivily azy : Lehiben`ny distrika gasy voalohany tao Antsohihy 1961 -1964. Manana mari-boninahitra ; Commandeur de l’ordre National 1982, Grand officier de l’ordre national 1999, Grand croix de 2 รจme Classe. 6 mianadahy ny zanany ary 111 ny isan`ny zafiny.