ANDAO HANDE LAMASININA ANY MANAKARA:
Date:
NY TAFIDITRA AO@TARIFS: 700.000 / olona
Hotel( chambre Confort 6 nuitées 2 à 3 Personnes par chambre : Fianara,SAHAMBAVY ,Manakara, Ranomafana)
NY TSY AO ANATINY TOLOTRA DIA NY :
Fandriho dia n’izao ary ny toeranao fa réveillon miavaka indray no hataonao@ty taona ity. efa misy ny misoratra anarana ka aza tara fa voafetra ny toerana 
– Misy guide ka Sady azonao ny Ambiance no azonao n’y fahalalana @Tantara sy kolontsaina eto@tanitsika, misy animateur Ihany koa ka ambiance milay be io an, ary azo aloa tsikelikely dia n’izao.
FANAMARIHANA : Hoan’izay Tia hatory ao@Lac Hotel dia mila miteny mialoha




