Nitsidika ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , etsy Ambohidahy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Augustin Andriamananoro

211 0
πŸ“Œ Nitsidika ny foibe toeran’ny Ordre des Journalistes de Madagascar , etsy Ambohidahy, ny Minisitry ny Serasera sy ny Kolontsaina, Augustin Andriamananoro, ny talata 23 janoary 2024 lasa teo.
 
πŸ“Œ Nampahafantatra ny mpikamban, ny andraikitra ary ny zava-bitan’ny holafitry ny mpanao gazety nandritra izay 2 taona niasany izay ny filohan’ny OJM Monica RASOLOARISON taorian’ny fiarahabana ny Ministra tamin’ny nahavoatendry azy hitantana ny Serasera sy ny Kolotsaina.
 
πŸ“Œ Fantatra fa 2030 ny isan’ny mpanao gazety matianina voasoratra eo anivon’ny OJM. Efa voarakitra ao anaty tranokalan’ny holafitra avokoa ny mombamomba azy ireo, na ny eto an-drenivohitra na ny any amin’ny faritra.
 
πŸ“Œ Anatin’ny tontolon’ny fivoarana isika ka tena zava-dehibe ny andraikitry ny OJM amin’ny fitandroana ny fahalalahan’ireo mpanao gazety ireo amin’ny fanatanterahana ny asany hoy ny Minisitra Augustin ANDRIAMANANORO. Ary hoy ihany izy nanohy ny teniny
 
π»π‘Žπ‘›π‘œβ„Žπ‘¦ 𝑛𝑦 π‘Žπ‘ π‘Ž π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž π‘’π‘“π‘Ž π‘›π‘Žπ‘‘π‘œπ‘šπ‘π‘œπ‘˜π‘Ž β„Žπ‘œ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›’𝑛𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘™π‘Žπ‘™π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘›’𝑛𝑦 π‘Žπ‘ π‘Ž π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œπ‘£π‘Žπ‘›-π‘”π‘Žπ‘§π‘’π‘‘π‘¦ π‘’π‘‘π‘œ π‘€π‘Žπ‘‘π‘Žπ‘”π‘Žπ‘ π‘–π‘˜π‘Žπ‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘€π‘–π‘›π‘–π‘ π‘–π‘‘π‘’π‘Ÿπ‘Ž. π»π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œ π‘‘π‘Žπ‘›-π‘‘π‘ π‘œπ‘Ÿπ‘œπ‘˜π‘Ž β„Žπ‘œ π‘Žπ‘šπ‘–π‘›’𝑛𝑦 π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘ π‘Žπ‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘Ž β„Žπ‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Žπ‘›π‘¦ 𝑛𝑦 π‘‘π‘œπ‘›π‘‘π‘œπ‘™π‘œπ‘›’𝑛𝑦 π‘Žπ‘ π‘Ž π‘“π‘Žπ‘›π‘Žπ‘œπ‘£π‘Žπ‘›-π‘”π‘Žπ‘§π‘’π‘‘π‘¦
 
πŸ“Œ Manoloana ny firoboroboan’ny teknolojia sy ny fisian’ireo misora-tena ho mpanao gazety, nefa tsy manao ny asa akory, dia nilaza hatrany ity Minisitra ity fa hijerena kaiky ny fitsipika hhiaraha-mifehy hijerena manokana an’izy ireny.
 
πŸ“Œ Ary farany dia nampahatsiahiviny ihany koa ny amin’ny tokony hitandrovana ny fahamendrehan’ny asa fanaovan-gazety. «  »𝑳𝒂 𝒏𝒐𝒃𝒍𝒆𝒔𝒔𝒆 𝒅𝒖 π’ŽΓ©π’•π’Šπ’†π’“ 𝒆𝒕 𝒅𝒆 𝒍’𝒂𝒓𝒕 𝒅𝒖 π’‹π’π’–π’“π’π’‚π’π’Šπ’”π’Žπ’†Β Β».
 
πŸ“Œ Tiana etoana no milaza, fa notoloran’i Nyh ANDRIAMITANTSOA peta-tratra (pins) izay an’ny Feonydemokrasia manokana ny Minisitra mba ho tena hanjakain’ny Demokrasia ny asa fanaovan-gazety eto Madagasikara
 

Related Post

Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐌𝐩𝐒𝐀𝐚𝐭𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐓𝐆𝐕 π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ₯𝐚𝐳𝐚 | πŸπ’πŸπšπ¦π©π’πšπ«πšπ‘πšπ›πšπ§πš 𝐧𝐨𝐑𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 — Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao…

FAMPIELEZAN-KEVITRA π€πŒππ€ππˆπ‡π˜ 𝐀𝐍𝐃𝐑𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀

Posted by - mai 10, 2024 0
π„πŸπšπ­π«πš 𝐒𝐫𝐞𝐨 𝐦𝐩𝐒π₯𝐚𝐭𝐬𝐚𝐀𝐚 𝐑𝐨 𝐟𝐒𝐝𝐒𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐬𝐨π₯π¨π¦π›πšπ―πšπ¦π›πšπ‘π¨πšπ€πš 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐒𝐧’𝐧𝐲 πƒπ’π¬π­π«π’π€πšπ§’𝐒 π€π¦π©πšπ§π’π‘π² 𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐟𝐚𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐚𝐲 𝐚𝐑𝐒𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐀𝐨𝐦𝐒𝐧𝐒𝐧𝐚 19 π“π¨πžπ«πšπ§πš 𝐫𝐨𝐚 𝐧𝐨 𝐑𝐒𝐟𝐚𝐧𝐒𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚,…