๐€๐Œ๐๐€๐‘๐€๐“๐€๐๐€๐๐€ ๐…๐„๐๐„๐‘๐ˆ๐•๐„ | ๐๐ˆ๐„๐‘๐„๐-๐ƒ๐Ž๐™๐€ ๐๐˜ ๐Œ๐๐€๐๐€๐Š๐€๐๐“๐Ž ๐๐€๐๐“๐„๐๐€๐ˆ๐๐€.

94 0
Nieren-doza ny Mpanankanto sady Benโ€™ny Tanananโ€™ny Toamasina teo aloha, ny Mpanakanto Nanantenaina raha iny izy tao Amparatanana Fenerive Est ,teo ampanaovana Clip,no nisy nitifitra tamina zavatra tsy fantatra ny fiarany.
Maro ny olona niarahaba azy tsy maty fo amanโ€™aiana, ary tsy vitsy mihitsy aza ireo latsa-dranomaso.
Tiana ny manamarika, fa mbola maro ny olona mankafy ny hiranโ€™ity Kitanโ€™ny Kanto nivoaka avy aminโ€™ny Faritry ny Renivohitrโ€™i Betsimisaraka ity. Anisanโ€™ny hira mbola tsy afaka eo ambavanโ€™ny maro ny hoe โ€ฆ ririnina
Aza mangatsiaka koa zah aminโ€™ity taogna ityโ€ฆ
Ny Ekipan’ny Feon’ny Demokrasia dia miarahaba azy tsy maty fo aman’aina. ๐Ÿ™

Related Post

CITร‰ DES CULTURES

Posted by - octobre 5, 2024 0
Ivontoerana ara_kolontsaina iray nosokafanย ยปny BOA nisokatra nanomboka ny volana mey 2024 lasa teo eny Antaninarenina.Entina hampiroboroboana kolontsaina samihafa. Ahitana efitrano…