๐Ž๐ฎ๐š๐ ๐š๐๐จ๐ฎ๐ ๐จ๐ฎโ€“๐“๐žฬ๐ก๐žฬ๐ซ๐š๐ง : ๐Œ๐š๐ฌ๐จ๐ข๐ฏ๐จ๐ก๐จ๐งโ€™๐ข ๐ˆ๐ซ๐š๐ง ๐ง๐š๐ง๐š๐จ ๐Ÿ๐ข๐ญ๐ฌ๐ข๐๐ข๐ก๐š๐ง๐š ๐ก๐š๐ง๐š๐ฆ๐š๐Ÿ๐ข๐ฌ๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐š๐ซ๐š๐ก๐š-๐ฆ๐ข๐š๐ฌ๐š

8 0
Ouagadougou, 26 Novambra 2025 โ€” Nandray anโ€™i Atoa Akbar Khosravinejad, iraky manokanโ€™ny Repoblika Islamika Iran, ny minisitry ny Raharaham-bahiny ao Burkina Faso, SE M. Karamoko Jean Marie Traorรฉ, ny talata hariva.
Tonga nitondra hafatra ofisialy avy aminโ€™ny minisitry ny Raharaham-bahiny iranianina, SE Dr Abbas Araghchi, ity solontena manokana ity. Tafiditra ao anatinโ€™izany hafatra izany ny fanasana ho anโ€™ny minisitry ny raharaham-bahiny burkinabรจ hanao fitsidihana any Iran, miaraka aminโ€™ny tanjona hanamafisana sy hanatsarana ny lafiny maro mifandraika aminโ€™ny fiaraha-miasa eo aminโ€™ny firenena roa tonta.
Noderainโ€™i Atoa Khosravinejad ny kalitaonโ€™ny fifandraisana misy eo aminโ€™i Ouagadougou sy Tรฉhรฉran, ary koa ny fifankahazoana tsara eo aminโ€™i Iran sy ireo firenena telo mandrafitra ny Fikambananโ€™ny Fanjakanโ€™i Sahel (AES). Naneho ny faniriany ihany koa izy mba hisy raharaham-pifampidinihana eo aminโ€™ny AES sy Iran, hahafahana manamafy ny fanohanana sy ny firaisankina eo aminโ€™ny roa tonta.
Etsy an-kilany, nisaotra ny mpiara-miombonโ€™antoka iranianina noho ity dingana ity SE M. Traorรฉ, ary nilaza fa mariky ny firaiketam-po sy ny finamร nana lalina eo aminโ€™ny firenena roa tonta izany. Noderainy ihany koa ny fahavononanโ€™i Iran hanitatra ny fiaraha-miasa miaraka aminโ€™ny AES aminโ€™ny endrika fiaraha-miombonโ€™antoka mijery lavitra.
๐๐ž๐ฆ๐š ๐’๐š๐ฆ๐ข๐ซ๐š๐ญ๐จ๐ฎ
๐…๐ž๐จ๐ง๐ฒ๐๐ž๐ฆ๐จ๐ค๐ซ๐š๐ฌ๐ข๐š โ€” ๐๐ฎ๐ซ๐ค๐ข๐ง๐š ๐…๐š๐ฌ๐จ

Related Post