NAKOTROKA NY FANKALAZANA NY TAOM-BAVAO MALAGASY TATY AMIN’NY FARITRA ALAOTRA MANGORO

356 0

ππ€πŠπŽπ“π‘πŽπŠπ€ 𝐍𝐘 π…π€ππŠπ€π‹π€π™π€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€πŽπŒ-ππ€π•π€πŽ πŒπ€π‹π€π†π€π’π˜ π“π€π“π˜ π€πŒπˆπ’𝐍𝐘 π…π€π‘πˆπ“π‘π€ π€π‹π€πŽπ“π‘π€ πŒπ€ππ†πŽπ‘πŽ

πŸ‘‰Nankalaza ny taom-baovao Malagasy ny taty amin’ny Faritra Alaotra Mangoro ary ny fitaleavam-paritry ny serasera sy ny Kolontsaina no nitarika ireo hetsika rehetra izay natao teto Ambatondrazakaka renivohitra,

πŸ‘‰Ny 10 Martsa tamin’ny 05 ora sy 45 hariva no nanombohana izany tamin’ny alalan’ny diabe namakivaky ny tanΓ nan’Ambatondrazaka ka niafara teo amin’ny Masinjara. Nisy avy eo ny kabary nifandibiasana fohy ary nitohy tamin’ny tamin’ny tsimandrimandry sy afon-dasy.

πŸ‘‰Niara -nanatontoso izao hetsika izao tamin’ny fitelavem-paritra moa ny FIMPIMA sy ny faribolana Sandratra Ambatondrazaka,ary ireo Skoto.

πŸ‘‰Anio Maraina 11 Martsa indray dia nisy ny fihinΓ nana ny vary amin-dronono sy tantely niarahana tamin’ireo manampahefΓ na isan’ambaratongany avy ary nitohy tamin’ny FamelabelarΓ n-kevitra namoaboasana ny antony sy ny tokony anatanterahana ny taom-baovao Malagasy ny tolok’andro.

Nangonin’i Lova – Ambato

Related Post

π…πŽπˆππ„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ“π’πˆππ‰π€π‘π€πŒ-𝐏𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 π’π˜ π…π€ππ€π‰π€π‘πˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€ππ˜ π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€

Posted by - juillet 30, 2025 0
β€Žπ‘»π‘Άπ‘΅π‘»π‘Άπ‘Ίπ‘¨ 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑨𝑴𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑻𝑨𝑡𝑻𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑻𝑬𝑢 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑴𝑷𝑰𝑺𝑢𝑳𝑢 𝑻𝑢𝑬𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑺𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑽𝑢𝑨𝑻𝑬𝑡𝑫𝑹𝒀 β€Žβ€Ž β€Ž Andriamatoa ANDRIAMAHATANA JoΓ«lis Charlis, ho…