mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagn

69 0
๐Ÿ“Œ Hifanohana sy hifanampy ary hifampahery hatrany indrindra ao anatin’ny sarotra…
Tsy irery tokoa ireo mponina traboina ao Vohipeno faritra Fitovinagny noho ny fiakaran’ny rano tao aoriana ny orabe mikija izay naharitra 3andro.
 
๐Ÿ“Œ Amin’ny maha Ray amandreny ny governora Lucien Razafitsotra dia tonga nitsidika azy ireo ny tenany tao amin’ny tranompokonolona Vohipeno sy ny site d’hรฉbergement ao amin’ny Kolejy Maitso Loterana ao Isalo, ka nizara nizara kit (Fnuap) hoan’ny vehivavy bevohoka izay nitoetra ao ny tenany sy ny Fnuap ary nankasitraka feno ny Mompera nampiantrano ireto olona manana trano difotry ny rano ireto.
 
๐Ÿ“Œ Nandritrabizany ihany koa ny nampahafatarana azy ireo ny fepetra rehetra tsy maintsy arahina ao anatin’izao fotoana sarotra izao indrindra ny amin’ny fahadiovana sy ny filaminana ary ny fahasalamana.
Mankasitraka Ragnandria fa manana Ray amandreny, zoky, havana izy ireo manana anao.
๐Ÿ†” Nangonin’i Fenohery

Related Post

Voapetraka ny taratasin’ny Fandrava

Posted by - avril 7, 2024 0
๐ƒ๐ˆ๐’๐“๐‘๐ˆ๐Š๐€๐’๐€๐Œ๐๐Ž๐’๐ˆ๐“๐‘๐€ |๐“๐š๐Ÿ๐š๐ฉ๐ž๐ญ๐ซ๐š๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐ญ๐š๐ซ๐š๐ญ๐š๐ฌ๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ฅ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐š๐ก๐š๐ง-๐ค๐จ๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐งโ€™๐ข ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐•๐€ — Anio Alahady 7 Avril 2024 (11h50) Tafapetraka ny atoandro teo ny taratasy filatsahan-kofidiana…

๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ

Posted by - juillet 22, 2024 0
๐— ๐—ฎ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐˜๐˜€๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ – ๐— ๐—ฝ๐—ถ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ 3 ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ฎ๐—ณ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ ๐—ป๐—ถ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฏ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ผ๐—ฟ๐—ฒ๐—ฎ (๐‘บ๐’‚๐’Ž๐’š ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’• ๐’๐’Š๐’ƒ๐’“๐’†, ๐’๐’‚๐’Œ๐’‚๐’`๐’๐’š ๐’Ž๐’‘๐’Š๐’‚๐’”๐’‚ ๐’”๐’†๐’“๐’—๐’Š๐’„๐’† ๐’…`๐’†๐’™๐’‚๐’Ž๐’†๐’ ๐’—๐’๐’๐’‚ ๐’Ž๐’ƒ๐’‚ ๐’‰๐’ ๐’•๐’‚๐’‡๐’Š๐’…๐’Š๐’•๐’“๐’‚ ๐’„๐’‚๐’๐’…๐’Š๐’…๐’‚๐’•…