๐— ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—œ๐—ง๐—ฆ๐—”๐—ฅ๐—” – ๐— ๐—œ๐—ง๐—”๐— ๐—•๐—”๐—ง๐—ฅ๐—” ๐— ๐—œ๐—”๐—ฅ๐—ข ๐—ก๐—ฌ ๐—ง๐—ข๐—ก๐—ง๐—ข๐—Ÿ๐—ข ๐—œ๐—”๐—œ๐—”๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐—ก๐—ฌ ๐— ๐—ฃ๐—”๐—ก๐——๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ฅ๐—”๐—›๐—”๐—ก`๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—ข๐—ก๐—๐—”

64 0
Tsy mijanona amin`ny asa fandraharahana andavan`andro ny andraikitry ataon`ny mpandraharahan`ny fonja ao Mandritsara fa misehatra amin`ny fiarovana ny tontolo iainana ihany sy sehatra hafa koa.
Nanokana fotoana izy ireo androany sabotsy 18 janoary 2025 ka niaraka namboly hazo sady nanara-maso ny hazo efa navoly tamin`ny taon-dasa. 90%-ny zanakazo efa navoly no maniry tsara. Ao amin`ny camp pรฉnal Ampatsifatsy fokontany Masiakomby commune Kalandy distrikan`i Mandritsara no nanatanterahana voly hazo izao.
Nangonin`i Claudio

Related Post