Fanamafisana fiaraha-miasa sy fahaiza-manao. Miofana momba ny statistika, mandritra ny telo andro, any Antsirabe, ny mpanao gazety 20 avy ao amin’ny faritra Analamanga.
Fiaraha-miasan’ny INSTAT sy ny OJM, famatsiam-bolan’ny Banky iraisampirenena, amin’ny alalan’ny fanatanterahana ny SNDS na ny Paikadim-pirenena momba ny fampivoarana ny statistika.
Hitohy amina fiofanana somary lalindalina kokoa ary ho any amin’ireo mpanao gazety amin’ny faritra hafa ny hetsika. Hatsangana aorian’ny fiofanana ny « pool »-n’ny mpanao gazety manana fahaizana manokana momba ny statistika.
Araka ny Fanambarana izay nataon’ny Talen’ny Hopitaly Manarapenitra Antsiranana Dokotera ANDRIANIAINA Dells, dia hisy ny fandidiana maimaimpoana ho an’ny olona…
Notontosaina androany Alakamisy 29 Febroary 2024 tao amin’ny efitrano fivorian’ny « Chambre de commerce et de l’industrie » Antsatanteraka Ambatondrazaka ny fampiofanana…
20 Kilaometara miala an’Antananarivo Renivohitra, manaraka ny Lalam-pirenena Faha3 iny no ahitana ny Kaominina Anosy Avaratra, ao anatin’ny Distrika Antananarivo…