๐Œ๐€๐ƒ๐€ ๐…๐”๐“๐’๐€๐‹ ๐…๐„๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐ | ๐๐˜ ๐‘๐„๐๐ˆ๐•๐Ž๐‡๐ˆ๐“๐‘’๐ˆ ๐๐„๐“๐’๐ˆ๐Œ๐ˆ๐’๐€๐‘๐€๐Š๐€ ๐๐Ž ๐‡๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐˜ ๐€๐™๐˜

88 0
Ny Renivohitrโ€™i Betsimisaraka, Toamasina no handray ny fidiana izay ho tompondakanโ€™ny ยซ MADA FUTSAL FEMININ ยป.
Androany no natao ny fizarana ny vondrona, ka vondrona 3, misy klioba 4 ao anatinโ€™ny Ligy 12 manerana ny Nosy no mpandray anjara aminโ€™ity lalao fifaninanana ity. Sambany no natao teto Madagasikara izany Lalao Fifaninana izany.
Handray anjara aminโ€™ny Fifaninana iraisam-pirenena ny Malagasy aminโ€™ity taona ity na ny CAN izany, izay atao any MAROC ka ao anatinโ€™ity fifaninana ity no hijerena ireo Mpilalao handrafitra ny ekipam-pirenena. Tian any manamarika fa ny Filoha Lefitry ny Federasionanโ€™ny Foot Ball Malagasy no Ray mpiahy azy ity.
Raha hiverenana ny mahakasika ity lalao ยซ MADA FUTSAL FEMININ ยป. ity dia Mpilalao 5 no eny ambony Kianj, miaraka aminโ€™ny mpiandry Tsatokazo.
Fantatra fa Alatsinainy 17 Martsa 2025 no hanomboka ny Fifaninana, ary tsy hifarana raha tsy ny Sabotsy 22 Martsa 2025 ho avy izao.
Vola mitontaly 5 000 000 ar hoanโ€™izay Mpandresy Voalohany , 3 000 000 ny anโ€™ny Laharana Faharoa, ary 2 000 000 Ar kosa ny anโ€™ny laharana fahatelo fa ankoatrโ€™ireo dia misy ihany koa ny lela-vola, hatolotra hoanโ€™ny any Mpanazatra mendrika indrindra ,tsy ho ambakanโ€™izany koa ny loka hoanโ€™ izay Mpilalao Mendrika indrindra, tian any mampahafantatra hatrany fa ireo FMF no tomponโ€™antoka aminโ€™ny fizarana sy fanomezana ireo loka ireo
Nangonin’i Andry Ado

Related Post

๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐š๐ฎ๐ฑ

Posted by - janvier 9, 2024 0
๐’๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐๐š๐ฆ๐ž๐ก๐š๐ง๐š | ๐…๐ž๐ฌ๐ญ๐ข๐ฏ๐š๐ฅ ๐๐ž๐ฌ ๐€๐ซ๐ญ๐ฌ ๐Œ๐š๐ซ๐ญ๐ž๐š๐ฎ๐ฑ — Anisany nanamarika ny famaranana ny taona 2023 lasa teo, teto aminโ€™ny Kaominina…

Fikambanana TAHIO GN’ATEGNA | TOURNOI FOOT-BALL COUPE AOMBY MATAVY

Posted by - janvier 8, 2024 0
๐…๐€๐‘๐€๐…๐€๐๐†๐€๐๐€ ๐™๐Ž๐Œ๐€ ๐ŸŽ๐Ÿ“ -๐ŸŽ๐Ÿ-๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ’ | ๐…๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐“๐€๐‡๐ˆ๐Ž ๐†๐’๐€๐“๐„๐†๐๐€ | ๐“๐Ž๐”๐‘๐๐Ž๐ˆ ๐…๐Ž๐Ž๐“-๐๐€๐‹๐‹ ๐‚๐Ž๐”๐๐„ ๐€๐Ž๐Œ๐๐˜ ๐Œ๐€๐“๐€๐•๐˜ ๐Œ๐ข๐ข๐ฌ๐š ๐Ÿ“ ๐๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ข๐ฌ๐š๐ง’๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐…๐จ๐ค๐จ๐ง๐ญ๐š๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐Ÿ’ ๐š๐ง๐ฃ๐š๐ซ๐š…