π•πŽπ€ππ„π“π‘π€πŠπ€ 𝐍𝐘 π’π€πŒππŽπ€πƒπ˜ π‡πŽ 𝐀𝐍’𝐍𝐘 π‹πŽπ‡πŽπ‹πŽππ€ π‘π€πŒπ€π‘πŽπ’πŽπ€ π„πŒπˆπ‹πˆππ„ π‘π€πŠπŽπ“πŽππ„

438 0
Nandritra ny lanonam-panokafana ny fivoriana tsy ara-potoanan’ny Antnimierandoholona androany Alatsinainy 12 Aogositra 2024 no nanametrahana ny samboady ho an’ny loholon’ny Toamasina vaovao Rtoa RAMAROSOA Γ‰miline Rakotobe voafidy ato amin’ny Faritan’i Toamasina , nisolo ny toeran’ny loholona teo aloha Atoa MANASOA Donnat Tang , voafidy ho solombavambahoakan’i Mahanoro , izay nisaorana manokana androany.
Mirary azy hatrany ahefa be amin’ny adidy masina ho an’ny Tanindrazana.
πŸ“ 𝑳𝒐𝒗𝒂 𝑱𝒂𝒏𝒂̀

Related Post

Distrikan’Ambatondrazaka | Akon’ny andron’ny 08 MARTSA

Posted by - mars 8, 2025 0
Β«Β π…π’π­π¨π―π’πšπ§-𝐣𝐨 𝐬𝐲 𝐟𝐒𝐳𝐚𝐧-𝐀𝐞𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐑𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐯𝐞𝐑𝐒𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐬𝐲 𝐳𝐚𝐭𝐨𝐯𝐨 𝐯𝐚𝐯𝐲 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚 » Tsy nahasakana ny rehetra tsy hankalaza tao anatin’ny hafaliana sy…

π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€

Posted by - janvier 14, 2024 0
π“πŽπ€πŒπ€π’πˆππ€ | ππŽπƒπŽπ‘π€ππ€ πˆπ‘π„πŽ π•π€π‘π˜ π’πˆπŒππ€   Notanterahina omaly tao Tanandava ny fandorana ireo vary simba ,izay hita tao amina…