LAHARANA FAHA 3 NY KANDIDA IAKATALY Alihoussen

214 0

Nandritrin’ny antsapaka ny laharana entin’ireo kandida hofidiana ben’ny tanana ato amin’ny kaominina ambonivohitra Morondava dia lahana faha 3 no azon’ny kandida IAKATALY Alihoussen Dit omeo lala Rambo izay nilaza fa ny fampandrosoana ny Morondava ny azy no laharam-pahamehana

Tsara marihina moa fa 5 ireo kandida mpifaninana ato Morondava

Nangonon’i RA PA

Related Post

π—™π—œπ—›π—”π—’π—‘π—”π—‘β€™π—œπ—₯π—˜π—’ π— π—œπ—Ÿπ—”π—­π—” 𝗛𝗒 π—₯𝗔𝗬 𝗔𝗠𝗔𝗑-𝗗π—₯π—˜π—‘π—¬ 𝗔π—₯𝗔-𝗗π—₯𝗔𝗭𝗔𝗑𝗔 𝗦𝗬 𝗑𝗬 π—™π—œπ—Ÿπ—’π—›π—”π—‘’𝗑𝗬 π—”π—‘π—§π—˜π—‘π—œπ— π—œπ—˜π—₯π—”π—‘π——π—’π—›π—’π—Ÿπ—’π—‘π—”

Posted by - mars 21, 2024 0
βœ…Noho ny fangatahana fihaonana manokana tamin’ny Filohan’ny Antenimierandoholona, nataon’ireo milaza ho mivondrona ao amin’ny Β«Β π‘¨π’π’•π’†π’π’Šπ’Žπ’Šπ’†π’“π’‚π’’π’π’š π‘Ήπ’‚π’š π’‚π’Žπ’‚π’-π’…π’“π’†π’π’š 𝒂𝒓𝒂-𝒅𝒓𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 π’”π’š π’π’š…