Kila forehitra i Los Angeles, Etats Unis

224 0
Nanomboka ny Talata 07 Janoary 2025 lasa teo no nirehitra i Los Angeles, Etats Unis ary tsy voafehy ny afo. Goavana ny fahamaizana satria toeram-ponena maro no lasa lavenona, trano maro no rava.
Hatreto olona tsy latsaky ny 05 no maty ary manodidina ny 100 000 ireo olona nandao ny toeram-poneny tsy fidiny . Tsy maharaka intsony ireo mpamono afo satria mahery ny rivotra ka mora miitatra.
May ny ankamaron’ireo tranona mpanakanto malaza ao antoerana. Fahapotenana mihoapampana. Efa mananika ny alan’ny HollyWood ny afo.
(c) France 24

Related Post

𝐌𝐀𝐎𝐑𝐈𝐒𝐘 : 𝐍𝐚𝐭𝐬𝐚𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐫𝐚𝐟𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐚𝐡𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐲 𝐧𝐲 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐂𝐡𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐂𝐨𝐦𝐦𝐞𝐫𝐜𝐞

Posted by - décembre 8, 2025 0
Tontosa ny 07 Desambra 2025 tao Beau-Bassin ny fihaonana ofisialy voalohany nataon’ny 𝐃𝐢𝐚𝐬𝐩𝐨𝐫𝐚 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐨𝐫𝐢𝐬𝐲, ka nanamarika dingana vaovao…