๐…๐ˆ๐‡๐€๐Ž๐๐€๐’๐๐˜ ๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐’๐ˆ๐“๐‘๐˜ ๐๐˜ ๐€๐’๐€ ๐•๐€๐•๐„๐๐“๐˜ ๐“๐€๐Œ๐ˆ๐’๐ˆ๐‘๐„๐Ž ๐Œ๐๐ˆ๐€๐’๐€ ๐„๐Ž ๐€๐๐ˆ๐•๐Ž๐’๐๐˜ ๐ˆ๐๐ˆ๐๐…๐‘๐€

285 0
Nitsidika sy nihaona taminโ€™ireo mpiasa eo anivonโ€™ny ยซ Institut National de lโ€™Infrastructure ยป na ININFRA ny Minisitry ny Asa Vaventy, Andriamatoa RAFIDISON Richard Thรฉodore, androany teny Alarobia. Fotoana iray nifankahalalana sy nametrahana ireo fomba fiasa vaovao.
Nanamafy ny Minisitra tomponandraikitra fa miaraka mandray anjara amin’ny fanatrarana ny tanjona ao amin’ny politikam-panjakana ny tsirairay. Misy ny fandrindrana miainga avy amin’ny Ministera foibe, izay miara-miasa akaiky amin’ireo rantsamangaika rehetra. Nitohy taminโ€™ny fandaminana ny ยซ Projets dโ€™investissement public ยป na PIP 2025 ny fotoana.
Tsara marihana fa 36 taona nijoroana ny ININFRA, anisanโ€™ireo rantsamangaikanโ€™ny Minisiteranโ€™ny Asa Vaventy. Manana traikefa amin’ny fampiofanana ireo mpiasa ho lasa matihanina na ireo vao nahavita fianarana ka hiditra aminโ€™ny sehatry ny asa ity ivontoerana ity.
Tomponandaikim-panjakana sy teknisianina amanโ€™arivony no efa nandalo fiofanana tao, araka ny nambaranโ€™ny Tale Jeneraliny, Ramatoa RAKOTOBE Seheno. Manana laboratoara sy ยซ atelier ยป hanatanterahana izany rahateo ny ivontoerana.
Nangonin’i Claudia TSITOLOMY

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…

SEKOLY AMBONY KATOLIKA ASJA MORAMANGA

Posted by - octobre 1, 2024 0
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy n’y Alatsinainy faran’ny volana septambra teo ny ยซย universitรฉ catholique ASJA Moramangaย ยป, sekoly Ambony eo ambanin’ny fiahian’i…