Fiaraha-monina FIZARANA HAZAVANA HO ANAO . Posted on avril 28, 2024 at 11:54 pm by feonydemokrasia 255 0 FORT-DAUPHIN: FIZARANA HAZAVANA HO ANAO . Jiro azo amin’ny herin’ny masoandro no sady azo amahanana finday no nozarain’ny Filoha ANDRY RAJOELINA teto Fort-Dauphin. Nangonin’i ARRONE KENNEDY
Fokotany Tanamborozano mitambatra | Manambatra ny heriny ny Lehiben’ny FKT Posted by feonydemokrasia - janvier 22, 2024 0 ๐ Fokotany Tanamborozano mitambatra: Manambatra ny heriny,mba hitondra fampandrosoana amin’ny fokotany izay iadidiany ireo Lehiben’ny fokotany. ๐ Nampiseho ny…
Fambolen-kazo teto Camp Robin Posted by feonydemokrasia - fรฉvrier 4, 2024 0 ๐ Nanatanteraka n’y Fambolen-kazo ny vahoaka ny Camp Robin tsy fidy tsy avahana anio Alakamisy 01 fรฉvrier 2024 tao Andamaka.…
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐.๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ Posted by feonydemokrasia - juillet 21, 2024 0 Nidina ifotiny nijery ireo olana sedrain’ny vahoaka ao amin’ny Fokontany Mahatsinjo, Kaominina Ambanivohitra Manakambahiny Andrefana ny Prรฉfet an’Ambatondrazaka Dr RAKOTOARIDINA…
Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana Posted by feonydemokrasia - janvier 29, 2024 0 ๐ Fiangonana Notre Dame de Lourdes: Hohatsaraina ny ao anatin’ny fiangonana ka hasiam-panatsarร na ny carreaux itoeran’ny seza. ๐ Izany…
ONIVERSITEAN’I FIANARANTSOA: NAMOKATRA PROFESORA IRAY INDRAY. Posted by feonydemokrasia - juillet 9, 2024 0 Mitombo isa hatrany ny profesora eo anivon’ny Oniversitean’i Fianarantsoa. Nahatontosa ny thรจse de soutenance HDR (Habilitรฉ ร Diriger des Recherches),…