Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2024

287 0

πŸ“Œ Fifampiarahabana tratry ny taona vaovao 2024 nataon ireo fikambanan ireo vehivavy mpivarotra trondro eto amin ny Bazary Farafangana.

πŸ“Œ Tonga nanome voninahitra ny fotoana ny Ben’ny Tanana CU Rajoely Marcellin sy ny avy ao amin ny Fitalevam paritry ny jono sy toekarena manga Atsimo atsinana .

πŸ“Œ Nasaina manokana ny Association tahio gn Antegna tarihin i MAMAN TSARAna Madame Aina Filoha mpanorina ny Association tahio gn ategna sady niantoka ny zava-pisotro tamin izao fety izao.

πŸ“Œ Matanjaka be ny firaisankinan ireto vehivavy mpivarotra trondro ireto eto Farafangana.

πŸ†” Nangonin’i Emerson Didier

Related Post

Fahavitantena ara-tsakafo

Posted by - septembre 11, 2024 0
Ny fahavitantena ara-tsakafo dia fototra iray hiankinan’ny fampandrosoana ny firenena. Teto Changsha no nitsidihanay mivady ny parc de Riziculture Longping.…