Ankaravoana no nandraisany kristianina ao Mananara Avaratra ny fahatongavany ray aman-dreny ara-panahy eto Madagascar son Eminence kardinaly Desire Tsarahazana izay misahana andraikitra Administrateur Apostolique diocèse Fenerive -Est !
Fitsidihana faharoa nataony teo anivony paroisse ste Jeanne d’Arc Mananara nandritra naha kardinaly azy izao fitsidihana ara-pastoraly izao , mitohy ny fotoana mandritra ity herinandro ity isan’izany fivoriana manokana ataon’ireto pretra ao anatiny Diocese ary mitohy amin’ny fidirana sy fitsofan-drano fiangonana vaovao ao amin’ny kaominina Ambanivohitra IMORONA
Tonga nanome voninahitra ny fandraisana ity vahiny ity ny tompon’andraikitra ara-panjakana sy ireo zokiolona ao Mananara Avaratra