Miotsaka ny » Buse » Andavaniobe izay 7 kilometra miditra ny tampotanana ny Distrikan’i Soanierana Ivongo renivohitra, vokatrin’ny rotsakorana sy fahanteran’ny lalana .
TSY NIANDRY ELA | MIVERY NY FIFAMOIVOIZANA
Tsy niandry ela fa nanao ezaka amin’ny fampitohizana ny fifamoivoizana lalana RN5 7 kilometatra Andavaniobe alohan’ny hidirana an-tampotanana ny Distrikan’i Soanierana Ivongo renivohitra, ny Orinasa Sinohydro namaha haingana ny olana mba hialana amin’ny fitohanany fitateranan’ny mpandeha sy isorohana ny fiakaranany vidinentana eo amin’ny fiainana andavanandro ny mponina ato anatin’ny Distrikan’i Soanierana Ivongo.
Nangonin’i Brudo Raseta