Ekipa 18 mandray anjara amin’ny fifaninana deuxième division ato anatin’ny Distrikan’i Soanierana -Ivongo.
Lelavola 1.000.000 Ariary omena ny ekipa mivoaka mpandresy voalohany miampy , 200.000 Ariary hoan’ny faharoa miampy amboara sy medaly eo ihany koa ny fanolorana taratasy marimpakasitrahana hoan’ny mpilalao mendrika. Ny 21 marsa no mifarana ny lalao .
Anisan’ny fanirianireo vahoaka ny fahavitan’ny kianja Sahavolamena , Efa ela ihany koa tsy misy fanatsarana ny kianja izay matetika miasa.
Nangonin’i Brudo Raseta