04:02: PM mardi août 11, 2026
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Inona ny vaovao?
    • Fiaraha-monina
    • Fanabeazana
    • Fizahan-tany
    • Toekarena
    • Fanatanjahan-tena
    • Mozika
    • Pôlitika
  • Mahaliana anao ve?
    • Mahaliana
    • Sary indray mipika
    • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana
  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mahaliana
  • Sary indray mipika
  • Mozika be
  • Voan-dalana Ifampizarana
  • Fifandraisana

Morondava, faritra Menabe | Trano iray may tsy nisy entana Avotra

Posted by feonydemokrasia - mars 1, 2024
Nitrangana hai-trano tao amin’ny fokotany Andakabe kaominina Ambonivohitry Morondava androany tokony tamin’ny 12 ora sasany…
Read More

Nosokafana tamin’ny fomba ôfisialy ny faha 27 febroary 2024,ny tetik’asa FIA MORA

Posted by feonydemokrasia - février 29, 2024
Tetik’asan’ny Ministeran’ny Jono sy ny toe-karena manga izay iarahana amin’ny orinasa Refrigepeche Madagascar izy io,mba…
Read More

𝐓𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 « 𝐦𝐩𝐢𝐚𝐧𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐢𝐫𝐚𝐲 𝐡𝐚𝐳𝐨 𝐢𝐫𝐚𝐲 »

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Natomboka tao amin’ny EPP Tsimavaobe ao Morondava androany ny fambolen-kazo ao anatin’ny tetikasa “𝗨𝗻 é𝗹è𝘃𝗲,…
Read More

𝐌𝐢𝐧𝐢𝐬𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐇𝐚𝐣𝐚 𝐑𝐞𝐬𝐚𝐦𝐩𝐚 𝐧𝐚𝐧𝐨𝐥𝐨𝐭𝐫𝐚 𝐣𝐢𝐫𝐨 𝐭𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐨𝐤𝐨𝐭𝐚𝐧𝐲 𝐓𝐬𝐢𝐦𝐚𝐯𝐚𝐨𝐛𝐞

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Androany hariva no tonga nanolotra jiro 16 tao amin’ny fokotany Tsimavaobe velom_pisaorana sy nankasitraka ny…
Read More

Faritra Menabe nanao fanambarana ny comité de paix

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Manoloana ny ezaka ataon’ny mpitandron’ny filaminana ato Menabe izay ahitana vokatra tsara ny comité de…
Read More

ANDRON’NY SEKOLY CISCO AMPARAFARAVOLA

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Notanterahana androany Alarobia 28 Febroary 2024 tao amin’ny ZAP Vohimena ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy…
Read More

Toliara | nanao rodobe namboly hazo ny alem-paritry ny Tontolo Iainana sy Fandrosoana Lovain-jafy

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Mba ho fanatanterahana ny politika ankapobeny ny Fanjakana sy ny fanatratrarana ny 100 andro, dia…
Read More

Fari-piadidiam-pampianarana Ambatondrazaka | Nanatanteraka fambolen-kazo

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
Nanatanteraka fambolen-kazo ny Fari-piadidiam-pampianarana Ambatondrazaka androany Alarobia 28 febroary 2024, tao Ambodiakondro amin’ny faritra izay…
Read More

TOAMASINA : Lehilahy Mpisoloky iray no voasambotry ny Polisy vavy

Posted by feonydemokrasia - février 28, 2024
TOAMASINA : Lehilahy Mpisoloky iray no voasambotry ny Polisy vavy iray rehefa nifanenjehana tao Bazary…
Read More

Distrikan’Amparafaravola | Sefo fokontany 189 no nisitra Bisikileta VTT vaovao

Posted by feonydemokrasia - février 27, 2024
Sefo fokontany 189 avy amin’ny kaominina 22 ao amin’ny distrikan’Amparafaravola no nisitraka Bisikileta VTT vaovao, Androany…
Read More

Pagination des publications

Précédent 1 … 61 62 63 … 86 Suivant

FACEBOOK

août 8, 2026

Fandrobana tany ao Antsirabe : Mivoaka amin’ny fahanginana ny tompon’ny Madagascar Autruche

Voir / Écouter le podcast

TWITTER

Tweets by Feonydemokrasia

METEO

Plus de prévisions: Previsions meteo 30 jours

Fantaro izahay !

 

Ny  Feon’ny Demokrasia Malagasy, dia  Gazety an’habaka natsangan’ny vondrona e-fandrai | ifandray, hitanterahana ny vaovao miseho eto an-tanindrazana, tsy manana firehana pôlitika, tsy manavaka atokom-pivavahana,

Fanehoan-kevitra malalaka, atao ao anatin’ny fifanajana : Demokrasia

NY TRANON-KALA

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana

  • Fandraisana
  • Mana ho anao
  • Izahay ve?
  • Mivantana
  • Mozika be
  • Sary indray mipika
  • Fifandraisana