BOROBORITANY FAHAROA | NAHAZO FITAOVANA FANADIOVANA TANANA sy TOSIKA FANENTANANA AVY AMIN’NY AFF

576 0

Anio maraina no tonga nanatitra fitaovana fanadiovana tanana teto amin’ny Boriboritany faharoa, eto anivon’ny Kaominina Antananarivo Renivohitra Ramatoa Haingo RAKOTONIARY, izay Filoha Mpitarika ity Fikambanana AFF na ny Andry sy Fototra ho an’ny Fampandrosoana ity.

Tamin’ny fandraisam-pitenenana fohy nataony no nilazany fa tsy vao ny Boroboritany faharoa ihany no nahazo izao fanomezan-tanana izao fa efa Kaominina maromaro manerana an’i Gasikara, izay no natao dia anjara biriky entina hanampiana ny mpiara-belona, fa ankoatr’izany dia sehatra maro amin’ny lafiny sosialy ihany koa no efa nataon’ity Fikambanana Mpanao asa soa eny amin’ny fiaraha-monina ity.

Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎 𝐆𝐀𝐙𝐄𝐓𝐘 𝐀𝐎 𝐓𝐒𝐈𝐇𝐎𝐌𝐁𝐄 𝐍𝐈𝐇𝐀𝐑𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐇𝐄𝐑𝐈𝐒𝐄𝐓𝐑𝐀 𝐍𝐀𝐓𝐀𝐎𝐍’𝐍𝐘 𝐒𝐎𝐋𝐎𝐌𝐁𝐀𝐕𝐀𝐌𝐁𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀

Posted by - décembre 9, 2025 0
Zava-nitranga manafintohina sy mampalahelo no niseho indray tany amin’ny faritra atsimon’ny Nosy. 𝐑𝐀𝐘𝐌𝐎𝐍𝐃 𝐉𝐞𝐚𝐧 𝐍𝐚𝐫𝐜𝐢𝐬𝐬𝐞, 𝐦𝐩𝐚𝐧𝐚𝐨 𝐠𝐚𝐳𝐞𝐭𝐲 𝐚𝐨 𝐚𝐦𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐑𝐍𝐌…