Ben’ny tanana ny Kaominina Ambanivohitra Analaiva |Nanao herisetra tamin’ny mpanao gazety

321 0

Fitarainana mikasika herisetra amin’ny mpanao gazety
Ity ben’ny Tanana eto amin’ny sary ity dia ben’ny tanana ny kominina Ambanivohitry Analaiva nampanatena ny olona tao amin’ny kaominina izay hanatrika ny propagande ety Morondava dia mahazo tee-shirt sy vola ary hiatohana ny transport saingy efa hatramin’ny 00h20 mbola eo amin’ny banky Bfv ireo olona maro nahita izany ny tenanay dia nanao interviews ireo sécurité ny banky ary naka sary ka nahita izany Andriamatoa ben’ny Tanana dia nanantona ary nandray ahy tamin’ny vozon’ankanjo sy nisitona ny téléphone nangalako sary saingy tsy azony namonjy ahy niaraka taminy koa lehilahy maromaro saika hikasitanana ahy ka nitsoaka aho
Mampalahelo hoe ben’ny Tanana tsy mahay fa tsy azo atao ny mamory olona eny akaikin’ny banky satria toerana saropady io.

Ary mbola hikasitanana sy mandrava fitaovan’ny mpanao gazety koa
Mitaraina sy manao antso avo tompoko satria ny natonga ahy mbola tsy nody dia hijery sy hitatitra ny zava_misy nefa herisetra no valiny izay ben’ny Tanana no mitarika izany herisetra izany

📄𝘏𝑜𝘺 𝘯𝑦 𝑓𝘪𝑡𝘢𝑟𝘢𝑖𝘯𝑎𝘯’𝘪 𝘗𝑎𝘵𝑟𝘪𝑐𝘬 𝘔𝑝𝘢𝑛𝘢𝑜 𝐺𝘢𝑧𝘦𝑡𝘺 𝘢𝑣𝘺 𝘢𝑛𝘺 𝘢𝑚𝘪𝑛’𝑛𝘺 𝘍𝑎𝘳𝑖𝘵𝑟𝘢 𝘔𝑒𝘯𝑎𝘣𝑒

Related Post

PORT-BERGE | NANGATAHIN’NY VAHOAKA HIROTSAKA HO DEPIOTE Dr ADOLPHE FIAREMA

Posted by - mars 17, 2024 0
𝐏𝐎𝐑𝐓-𝐁𝐄𝐑𝐆𝐄 | 𝐍𝐀𝐍𝐆𝐀𝐓𝐀𝐇𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐕𝐀𝐇𝐎𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐈𝐑𝐎𝐓𝐒𝐀𝐊𝐀 𝐇𝐎 𝐃𝐄𝐏𝐈𝐎𝐓𝐄 𝐃𝐫 𝐀𝐃𝐎𝐋𝐏𝐇𝐄 𝐅𝐈𝐀𝐑𝐄𝐌𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐏𝐀𝐍𝐀𝐎𝐕𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐀𝐓𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐀𝐇𝐀 𝐁𝐄𝐍’𝐍𝐘 𝐓𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐀𝐙𝐘. Manana zo…