BELLA TOURS: MANANA TOLOTRA MIAVAKA SY MANOME FIHENAM_BIDY MANDRITRA NY TSENABEN’NY FIZAHANTANY

338 0
 Mandray anjara amin’ny tsenaben’ny fizahantany andiany faha_8 nanomboka omaly 21 novambra hatramin’ny 23 novambra ho avy izao etsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina stand 21 ny Agence de voyage sady tours opérateurs « BELLA TOURS ».
Manolotra fihenam_bidy _15 % izy ireo mpanjifa tonga mitsidika ny trano heva misy azy ireo eny Mahamasina .
 Mampiavaka azy ireo:
👉 Hotely 4 à 5 étoiles avokoa ny miaramiasa amin’izy ireo; plat gastronomique.
👉Afaka manao famandrihan_toerana amin’ny dia na fitsangatsanganana izay atao ka mando izany tsikelikely.
Manomboka amin’ny 15 tapitrisa Ariary ao amin’izy ireo dia afaka makany ivelany ka efa betsaka ireo terarany malagasy sy vahiny afa_po tamin’ny tolotra nomen’izy ireo nanomboka ny jolay 2024 nisokafany teto an_toerana sy ny nisokafany tany ivelany ny septambra 2024.
 Ny destination an’izy ireo:
=>Europe
=>Amérique
=>Japon
=>Dubai
=>Maurice
🔴 Ny eto an toerana :
=> Sainte Marie
=>Nosy be
=>Toliara
=>Diego
Page · Agence de voyage
lot Mb 706 Mahabo Andoharanofotsy , Antananarivo, Madagascar
038 42 020 00
bellatourandriantsoabyrobsongr@gmail.com
bella-tours.com
📝M.Elvina

Related Post

𝗘𝗩𝗘𝗥𝗘𝗦𝗧 : 𝗠𝗜𝗛𝗢𝗙𝗔𝗛𝗢𝗙𝗔 𝗘𝗡𝗬 𝗔𝗡-𝗧𝗔𝗠𝗣𝗢𝗡’𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗧𝗢𝗡𝗧𝗢𝗟𝗢 𝗜𝗭𝗔𝗢 𝗡𝗬 𝗦𝗔𝗜𝗡𝗔𝗠-𝗣𝗜𝗥𝗘𝗡𝗘𝗡𝗔 𝗠𝗔𝗟𝗔𝗚𝗔𝗦𝗬

Posted by - mai 26, 2026 0
Tafapetraka eny an-tampon’ny tendrombohitra Everest, avo indrindra eran-tany, ny sainam-pirenena Malagasy, vokatry ny ezaka sy fahavononan’ny fianakaviana malagasy #Bouka. Zava-bita…