𝗙𝗲𝘀𝘁𝗶𝘃𝗮𝗹 𝗕𝗼𝘁𝗿𝘆 𝘀𝗼𝗮 𝗳𝗮𝗵𝗶𝘁𝘀𝗲 𝗮𝗻𝗱𝗶𝗮𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗿𝗼𝗮 𝗛𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮𝘇𝗮𝗸𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗹𝗮𝗸𝗮𝗻𝗮 𝗻𝗼 𝗻𝗮𝗻𝗼𝗺𝗯𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝗳𝗼𝘁𝗼𝗮𝗻𝗮 𝘁𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆 𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗳𝗮𝗵𝗮 𝗿𝗼𝗮 𝗶𝘁𝘆 .
Vao maraina dia tomefy olona ny torampasika teto Belo sur Mer androany tao ireo mpifaninana handray anjara amin’ny fifaninana lakana misy lay tao koa ireo mpanotrona sy ireo mpiala sasatra…
Read More