Fiangonana Anglikanina Sata Jakoba Mangarivotra | Fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947
Tao amin’ny Fiangonana Anglikanina Sata Jakoba Mangarivotra Ambatondrazaka no nanatanterahana ny Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana niarahana niombom-bavaka ho fahatsiarovana ny tolo-panafahana 29 Martsa 1947 sy ho fangataham-pitahiana ho an’ny Firenena androany 24…
Read More