feonydemokrasia

𝐒𝐎𝐋𝐎𝐍𝐓𝐄𝐍𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐎𝐉𝐌 𝐀𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐂𝐍𝐈𝐃𝐇 | 𝐑𝐀𝐊𝐎𝐓𝐎𝐌𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐑𝐢𝐜𝐡𝐚𝐫𝐝𝐬𝐨𝐧 𝐧𝐨𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐢𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐛𝐞 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐫𝐨.

Posted by - juin 13, 2025
Antananarivo, 13 Jona 2025 — RAKOTOMANANA Richardson no voafidy ho solontenan’ny Ordre des Journalistes de Madagascar (OJM) eny anivon’ny Vaomiera Nasionaly Mahaleo Tena momba ny Zon’olombelona (CNIDH). Nahazo 54,5% amin’ny…
Read More

𝐊𝐔𝐋𝐔𝐍𝐀: 𝐋𝐨𝐳𝐚 𝐌𝐢𝐭𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐦𝐩𝐚𝐡𝐚𝐥𝐞𝐦𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐨 𝐊𝐢𝐧𝐬𝐡𝐚𝐬𝐚

Posted by - juin 11, 2025
Tsy mitsahatra manaitra ny sain’ny mponina ao Kinshasa, renivohitr’i Repoblika Démokratikan’i Kongo (RDC), ny fisian’ny Kuluna — vondrona tanora mpanao herisetra an-dalambe, izay maniratsira ny lalàna sy mampihorohoro ny fiarahamonina.…
Read More

𝐅𝐚𝐧𝐨𝐡𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐒𝐞𝐫𝐚𝐬𝐞𝐫𝐚: 𝐅𝐢𝐭𝐚𝐨𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 𝐡𝐨 𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐡𝐚𝐢𝐧𝐨 𝐚𝐦𝐚𝐧-𝐣𝐞𝐫𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧’𝐢 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚

Posted by - juin 6, 2025
Ho fanamafisana ny ezaka fanentanana sy fampandrosoana an’i Madagasikara, dia nisy andiana fitaovana natolotra ho fanohanana ireo fantsona fifandraisana sy haino aman-jery eto amin’ny firenena. Anisan’ny fitaovana noraisina androany ny…
Read More

𝐂𝐄𝐍𝐈: 𝐍𝐚𝐧𝐚𝐦𝐞𝐥𝐨𝐤𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐞𝐧𝐣𝐞𝐡𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐚𝐭𝐚𝐨𝐧’𝐧𝐲 𝐅𝐢𝐥𝐨𝐡𝐚𝐧’𝐧𝐲 𝐀𝐧𝐭𝐞𝐧𝐢𝐦𝐢𝐞𝐫𝐚𝐧-𝐝𝐨𝐡𝐨𝐥𝐨𝐧𝐚

Posted by - juin 4, 2025
Nanambara ampahibemaso ny Birao maharitry ny Vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) fa manameloka tanteraka ny fanenjehana nataon’ny Filohan’ny Antenimieran-doholona, Jeneraly Richard Ravalomanana, an’i ANDRIAMALAZARAY Andoniaina, Filoha lefitra voalohan’ny CENI.…
Read More