๐…๐š๐ง๐จ๐ฅ๐จ๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ซ๐ข-๐›๐จ๐ง๐ข๐ง๐š๐ก๐ข๐ญ๐ซ๐š ๐ก๐จ ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐€๐ง๐ญ๐ข๐ฅ๐ข๐งโ€™๐ˆ ๐Œ๐š๐๐š๐ ๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š๐ซ๐š โ€“ ๐ƒ๐ข๐จ๐ฌ๐ž๐ณ๐ฒ ๐€๐ง๐ญ๐ข๐ซ๐š๐›๐ž.

405 0
Tanora manodidina ny 60 mpikambana ao aminโ€™ny Antilinโ€™i Madagasikara eto aminโ€™ny diosezinโ€™Antsirabe no nahazo ny mari-boninahitra avy aminโ€™ny fiangonana katolika.Natomboka ny sabotsy teo ny fizarana izany tany aminโ€™ny Paroasy Sainte Thรฉrรจse Mahazoarivo.Anisany nisitraka izany ihany koa ny Governoranโ€™ny faritra Vakinankaratra sy ny Evekanโ€™ny diosezinโ€™Antsirabe Mgr Jean Pascal ANDRIANTSOAVINA.
RANDRIA Antsirabe.

Related Post

Fรฉdรฉration Malagasy de Kung-Fu Wisa

Posted by - dรฉcembre 17, 2023 0
๐…๐žฬ๐๐žฬ๐ซ๐š๐ญ๐ข๐จ๐ง ๐Œ๐š๐ฅ๐š๐ ๐š๐ฌ๐ฒ ๐๐ž ๐Š๐ฎ๐ง๐ -๐…๐ฎ ๐–๐ข๐ฌ๐š — 15 dรฉcembre 2023 Tontosa ny: FIVORIAMBE ARA-POTOANA FIVORIAMBE TSY ARA-POTOANA Nanomboka tamin’ny 09h00 maraina…