TETEZAM-BY EO BERITSY FOKONTANY MAVOGISA ANKILIZATO DISTRICT MAHABO RN 35, PK 357 +900

364 0
πŸ€—Noezahana novitaina farany izay hangana indrindra na dia tsy lafatra aza io tetezam-by io mba hamaliana ny filantsika mpisehatra @ fifamoivoizana mampiasa Io tetezana io raha toa ka nandalo fahasimbany andro vitsivitsy izay.
🚨Araka izany dia nidina teny an-toerana avy hatrany ny avy eto @ tobim-pileovan’ny zandarimaria eto Menabe niaraka tomponandra avy amin’ny fitalevam-paritry ny asa vaventy eto Menabe (DRTP) niaraka @ fitaovana ny Talata faha 04 jiona 2024 atoandro, nampian’ireo fokon’olona monina manodidina tarihin’ny sefo fokontanin’ny Begisa nanao izay fomba rehetra hamerenana @ laoniny ireo vy niala teo @ tetezana ary nanamafy izany amin’ny alalan’ny paik’ady tsotsotra nefa mahomby mandrapahatonga ireo teknisianina avy any @ ministeran’ny asa vaventy izay efa manana antondia manokana mahakasika ny fanamboarana io fotodrafitr’asa Io.
β›”πŸ’‚Tandremo fa nametrahana zandary avy @ BPR Miandrivazo eny antoerana manaramaso izay mety fihoara-pefy @ fampiasana izany ka songanina manokana @ izany ianareo fiara vavety, salasalao ihany ny entana entina mandalo eto fa ny BPR tsy handefitra intsony tompoko manomboka izao, satria 25 tonnes ihany no lanjan’ny entana tokony handalo amin’io tetezam-by Io. .πŸšœπŸššπŸš›
πŸ‘‰ZANDARIMARIA M.A.F.I
Miaro ho Antoky ny Fampandrosoana Ifotony πŸ’ͺ
Source : Groupement Menabe

Related Post

π…πŽπˆππ„πŒ-ππ€π‘πˆπ“π‘π˜ 𝐍𝐘 π…πˆπ“π’πˆππ‰π€π‘π€πŒ-𝐏𝐀𝐇𝐄𝐅𝐀𝐍𝐀 π’π˜ π…π€ππ€π‰π€π‘πˆπ€ππ€ 𝐍𝐘 π“π€ππ˜ π€πŒπŽπ‘πŽπ’𝐈 πŒπ€ππˆπ€

Posted by - juillet 30, 2025 0
β€Žπ‘»π‘Άπ‘΅π‘»π‘Άπ‘Ίπ‘¨ 𝑡𝒀 𝑭𝑰𝑭𝑨𝑴𝑰𝑡𝑫𝑹𝑨𝑴-𝑷𝑰𝑻𝑨𝑡𝑻𝑨𝑡𝑨𝑡𝑨 𝑻𝑬𝑢 𝑨𝑴𝑰𝑡’𝑡𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑴𝑷𝑰𝑺𝑢𝑳𝑢 𝑻𝑢𝑬𝑹𝑨𝑡𝑨 𝑺𝒀 𝑡𝒀 𝑻𝑨𝑳𝑬 𝑽𝑢𝑨𝑻𝑬𝑡𝑫𝑹𝒀 β€Žβ€Ž β€Ž Andriamatoa ANDRIAMAHATANA JoΓ«lis Charlis, ho…