Nafana ny fandraisan’ny vahoakan’ny Kaominina Anjeva Gara ny Kandida Nยฐ3

542 0
๐๐€๐…๐€๐๐€ ๐๐˜ ๐…๐€๐๐ƒ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐’๐๐˜ ๐Š๐€๐Ž๐Œ๐ˆ๐๐ˆ๐๐€ ๐€๐๐‰๐„๐•๐€ ๐†๐€๐‘๐€ ๐๐˜ ๐Š๐€๐๐ƒ๐ˆ๐ƒ๐€๐’๐๐˜ ๐…๐ˆ๐‘๐€๐ˆ๐’๐€๐๐Š๐ˆ๐๐€ ๐‹๐€๐‡๐€๐‘๐€๐๐€ ๐…๐€๐‡๐€ ๐Ÿ‘ – ๐€๐•๐Ž๐“๐‘๐€ ๐’๐˜ ๐‰๐ˆ๐Œ๐Œ๐˜
Anio Alahady 26 Mai 2024, dia ny Kaominina Anjeva Gara, ato amin’ny Distrika Antananarivo Avaradrano, no nandray ny Kandida natolotry ny Firaisankina Madagasikara an’ny Malagasy; Hita ao anatin’ny Bileta Tokana laharana faha3, izay ahitana an’i Avotra sy Jimmy.
Vahoaka maro no tonga nanotrona azy ireo, ary nanakoako hatrany ny fifanomezan-toky fa izahay dia tsy miala amin’ny Kandida natolot’i Dada Ravalomanana, ary neken’ny Vovonana Firaisankina.
Toky no nomen’i Avotra sy Jimmy ho setrin’izany fa tsy handraraka ilo mby an-doha izy ireo, fa hiady mafy ho tombontsoan’Avaradrano manokana, na dia ho antsoina hoe Solombavambahoaka an’i Madagasikara aza izy ireo raha Tahiny. Ary hanao vain-dohan-draharaha ny Asa sosialy sy fampandrosoana izay efa nahafantarana azy ireo.
Fanentanana hatrany no nentina namaranana ny fihaonana, fa tongava mifidy, entano ny namana, ny havana aman-tsakaiza, ary fidio ny laharana faha3 ao amin’ny Bileta tokana,
Fidio i Avotraina sy Jimmy Nยฐ3, hatolotry ny Vovonana Firaisankina, ary indrindra fa voatsodranon’i Dada Ravalomanana, Mpitarika ny Antoko Tiako i Madagasikara
Antoko Politika Madio
Tsara Tahafina
Nangonin ‘Lay Mahintsy

Related Post

๐”ฝ๐•€๐•‹๐•Š๐”ธโ„๐”ธโ„•๐”ธ, โ„•๐• ๐•†๐•ƒ๐”ธโ„•’โ„•๐• ๐”น๐•†๐•‚๐• โ„๐•†๐•๐•€๐•‹โ„๐”ธ

Posted by - avril 17, 2024 0
๐€๐จ ๐š๐ง๐š๐ญ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐ž๐ณ๐š๐ค๐š ๐ข๐ณ๐š๐ฒ ๐ข๐ฆ๐š๐ฌ๐จ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Œ๐ข๐ง๐ข๐ฌ๐ญ๐ž๐ซ๐š๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐…๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฌ๐ฒ ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ซ๐š๐Ÿ๐ข-๐ฉ๐ข๐ญ๐ฌ๐š๐ซ๐š๐ง๐š ๐ฆ๐š๐ก๐š๐ค๐š๐ฌ๐ข๐ค๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ฆ๐š๐ก๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐จ๐ฅ๐š๐ง๐š ๐š๐ฆ๐ข๐งโ€™๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐š๐ง๐š๐ง๐š๐ง-๐ญ๐š๐ง๐ฒ, ๐ข๐ง๐๐ซ๐ข๐ง๐๐ซ๐š ๐ข๐ซ๐ž๐จ ๐ฆ๐ข๐Ÿ๐š๐ง๐๐ซ๐š๐ฒ…