ANTSIRANANA | VARY MILANJA 50.6 TAONINA NO SIMBA TANTERAKA KA VOATERY NODORANA

206 0
50,6 tonnes amin’ireo vary 1060 tonnes tonga tao aminy seranan-tsambo ny Antsiranana no simba rehefa natao ny analyse teny aminy laboratoire fa tsy azo ho hanina.
 
Tsy maintsy nodorana izany mba tsy hiparitaka eny an-tsena. hoy ny Atoa TANIGNA Romuald Florentin talem-paritry ny famporoborobona ny Indositria sy ny varotra ato anivon’ny faritra DIANA.
 
Teto aminy Commune Rurale ny Ramena no nanatanterahana ny fandorohana ireo vary simba izay natrehan’ireo mpitandron’ny filaminana nahitana ny Tafika malagasy, ny Zandarimariam-pirenena ary ny polisim-pirenena, teo ihany koa ny avy anivon’ny biraon’ny fanditseranana Antsiranana ary ireo mpiara miasa aminy Fitaleavam-paritry ny famporoborobona ny Indositria sy ny varotra, ary ny mpanao gazety.
 

Related Post

𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨π₯𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐬𝐨π₯𝐨𝐀𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚

Posted by - mars 11, 2024 0
𝐌𝐚𝐧𝐝𝐫𝐒𝐭𝐬𝐚𝐫𝐚 – 𝐕𝐨𝐯𝐨-𝐛𝐨π₯𝐚𝐦𝐞𝐚 𝐭𝐬𝐲 𝐭𝐞𝐧𝐚 𝐒𝐳𝐲 𝐧𝐞𝐧𝐭𝐒𝐧𝐚 𝐧𝐒𝐬𝐨π₯𝐨𝐀𝐲 𝐨π₯𝐨𝐧𝐚 (Tra-tehaky ny polisy lehilahy iray ity noho ny fanomezam-baovao ara-potoana) Rangahy…