ONIVERSITE ANTSIRANANA: MANAMAIVANA NY OLANA EO AMIN’NY TSY FAMPIAN’NY RANO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAMENASON Rio Merci

337 0
ONIVERSITE ANTSIRANANA: MANAMAIVANA NY OLANA EO AMIN’NY TSY FAMPIAN’NY RANO NY SOLOMBAVAMBAHOAKA RAMENASON Rio Merci sy ny DOKOTERA BEJOMA Rosny.
 
Nanolotra « citerne d’eau  » telo 250 litatra sy compresseur ho an’ny mpianatry ny ONIVERSITE Antsiranana ireto farany ho famaliana ny fitarainan’ireo mpianatra amin’ny tsy fampian’ny rano eny an-toerana ny androany maraina n’y Sabotsy 13 Aprily 2024 .
⚕️Merci pour Tous
⚕️Havakô Havakô.
 
Acta no verba: Asa fa tsy Kabary.
Nangonin’i Sela Fanambarana

Related Post

𝐅𝐀𝐌𝐀𝐇𝐀𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐎𝐋𝐀𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐘 𝐍𝐘 𝐌𝐏𝐀𝐌𝐏𝐈𝐀𝐒𝐀 𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐎𝐑𝐈𝐍𝐀𝐒𝐀 𝐒𝐈𝐑𝐀𝐌𝐀 𝐀𝐌𝐁𝐈𝐋𝐎𝐁𝐄

Posted by - novembre 4, 2025 0
Tonga any Ambilobe ny solontenam-panjakana ahitana ny Minisitry ny Asa, ny Fampananan’asa ary ny Asam-panjakana 𝑭𝑳𝑶𝑹𝑬𝑵𝑻 𝑺𝒐𝒂𝒕𝒊𝒂𝒏𝒂 𝑩𝒆𝒕𝒚 𝑳𝒆́𝒐𝒏𝒏𝒆. Ny…