KANDIDA HO SOLOMBAVAMBAHOAKA : BODO RAZAFINDRAZAKA.

528 0
Ho fanohizana ny tolona natao atramin’izay dia tapakevitra i Bodo ny hilatsaka ho Solombavambahoaka eto amin’ny boriboritany faha telo.
 
Nangataka tsodrano tamin’ny Ray aman-dreniny Mivady Marc Ravalomanana i Bodo mialohan’izao firosoana goavana dia goavana izao.
 
Tanjona ny tena hitondrana ny hetahetan’ny vahoaka fa tsy sarisariny fotsiny ihany,fa indrindra ny ampahiratana ny mason’ny olompirenena eto amin’ny boriboritany faha telo.
 
Mivohy ny soatoavina tena maha Malaga i Bodo ary ary vonona sy sahy mijoro hoan’ny ara-dalana .
 
Mimpetraka sahady moa ny fahatokisan’ireo vahoakan’ny boriboritany faha telo hoan’ny kandida Bodo RAZAFINDRAZAKA.
 
Nangonin’i Malala Tsa

Related Post

Mpikatroka TGV Ambohimalaza | fifampiarahabana noho ny taona vaovao

Posted by - avril 7, 2024 0
𝐌𝐩𝐒𝐀𝐚𝐭𝐫𝐨𝐀𝐚 𝐓𝐆𝐕 π€π¦π›π¨π‘π’π¦πšπ₯𝐚𝐳𝐚 | πŸπ’πŸπšπ¦π©π’πšπ«πšπ‘πšπ›πšπ§πš 𝐧𝐨𝐑𝐨 𝐧𝐲 𝐭𝐚𝐨𝐧𝐚 𝐯𝐚𝐨𝐯𝐚𝐨 — Tontosa androany ny fihaonana sy fifampiarahabana noho ny taona vaovao…